Teny iditra miventy hira
Singan-teny miventy ; hira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona maningana mialoha, dia arahin' ny maro, izay manao toy ny valin' izay nohirainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14