|
|
|
|

Teny iditra 1  miveravera
Fototeny  2 veravera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitsikera, mivohavoha
8 (akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara
9 Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20