|
|
|
|

Teny iditra 1  mividy
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to buy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 acheter [1.8, 1.13]
Ohatra  11  Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [2.4#7]
Voambolana  12  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mividy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21