Teny iditra | 1 mividy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to buy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] acheter |
Ohatra |
6 [2.4] Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. |
Voambolana |
7 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 8 vidy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mividy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |