Teny iditra | mivilana (vilana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be crooked, to be warped [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être courbé, être tordu [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mañavily, mivilana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |