| Teny iditra | 1 vilana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
11 Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 crooked, warped
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 évasif: Valy vilana (Réponse évasive)
[1.4] 14 tordu, qui dévie [1.8] |
| Ohatra |
15 Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27]
|
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe vilana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 lavany, 19 lavina, 20 vanila, vilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|