| Teny iditra | 1 mivinitra |
| Fototeny | 2 vinitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tezitra: Nivinitra mafy tamin' ny zanany izy omaly
9 (miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|