| Teny iditra | 1 vinitra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra erỳ izy niditra tao antrano
19 Henjana manao tsy an-kihetsika (filaza amin' ny miaramila): Vinitra daholo ny miaramila nanao sapaoritra raha nandalo ny lehibe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 angry in looks, but not speaking; displeased, strutting in anger; it is more intense in meaning than tezitra
21 used of the steady march of soldiers [1.2] 22 showing anger but not speaking [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 faché, en colère, irrité, taciturne, de mauvaise humeur
24 se dit aussi du soldat qui se tient raide [1.3] 25 qui est fâché mais qui ne parle pas [1.8] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe vinitra |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|