Teny iditra | mivitrana (vitrana) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mizaitra ho iray: Lamba mivitrana ity ka lehibe mihitsy Voarindra: Nivitrana indray ny fifankatiavanay efa saika rasa teo iny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Having a seam; joined together by the edges [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cousu ou assemblé par les bords [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivitrana io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |