|
|
|
|

Teny iditra 1  vitrana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany
19 Fanakambanana
20 Fampirindrana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a seam, a lengthwise joint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur [1.8]
Ohatra  23  fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany. [2.996#]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how vitrana
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21