|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoaboaka
Fototeny  2 voaboaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely. [2.298#23]
8  Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499#69]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20