Teny iditra | 1 mivohitra |
Fototeny | 2 vohitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra 5 Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to swell, to bulge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être bombé [1.8] |
Ohatra |
8 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 avohitrim, mihavotry, mihovitra, mivohitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |