|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoho
Fototeny  2 voho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manana na misy voho...: Mivohon-tsokatra (manana vohon-tsokatra, mitovy firafitra amin' ny hoe mimasom-borondolo) [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mivoho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04