|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivoky
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinana araka izay tiana, miala fo: Nivoky tsara izy vao nandeha [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10  mivoky
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Masikoro] miolomay, mihazakazaka mafy [2.606#152]

Fivaditsoratra  13 mikovy, mivoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21