| Teny iditra | 1 mivongana |
| Fototeny | 2 vongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala
8 Mandry: Ronono mivongana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be in lumps or blocks
10 to be curdled (of milk) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 être en blocs ou gros morceaux
12 être caillé [1.8] |
| Ohatra |
13 manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina.
[2.48#118]
|
| Fivaditsoratra | 14 mangavony, mivongana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|