|
|
|
|

Teny iditra 1  vongana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a lump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon [1.3#854]
24 masse, bloc [1.8]
25 bloc, concrétion [1.13]
Ohatra  26  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
27  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe vongana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20