|
|
|
|

Teny iditra 1  mivongovongo
Fototeny  2 vongovongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifanongoa: An' iza ireto kitay mivongovongo ireto?
8 Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongoao anaty kapaotinao ity? [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21