|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  vongovongo
Fototeny  2 vongo
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion [1.3#855]
18 qu'on met en petits tas [1.196]
Tovy hevitra  19 vongo

Teny iditra (2/3) 20  vongovongo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 [Merina+Bezanozano] (sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres). Cyathula cylindrica Moq. (Amaranthaceae). Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.). [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3) 25  vongovongo
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  27  Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany [2.508#125]
Voambolana  28  Tantara: olona

Fivaditsoratra  Vongovongo, vongovongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13