|
|
|
|

Teny iditra 1  mivozihitra
Fototeny  2 vozihitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivonto be toa mibontsina mihitsy ny fijery azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 se gonfler, être gonflé
9 avoir des embarras gastriques, se dit de l'estomac
10 avoir des flatuosités, se dit du ventre [1.3#864]
Ohatra  11  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mivozihitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20