| Teny iditra (1/3) | 1 mizara |
| Fototeny | 2 zara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana
9 Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra 10 Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo 11 Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to divide out, to distribute; to be divided
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 diviser, distribuer
[1.3.fr#868, 1.8] 14 faire des lots 15 être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868] 16 diviser [1.13.fr#149] |
| Ohatra |
17 mizara firy izy io?
[2.314#59]
18 Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442#66] 19 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314#59] 20 Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868] 21 mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868] 22 mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe mizara |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 25 mizara |
| Fototeny | 26 zara |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mizara [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1#749] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#868] |
| Teny iditra (3/3) | 28 mizara |
| Fototeny | 29 zara |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 division
[1.7] |
| Voambolana | 32 Matematika: rafitrisa |
| Fikambanana | 33 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mizara |
| Fivaditsoratra | 34 mariza, 35 mazary, mizara, mizarà, 36 Zamirà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|