Teny iditra mizenjena (zenjena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenireny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizenjena
Ny lasa : nizenjena
Ny hoavy : hizenjena
Tovy hevitra manjenjena
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05