|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manjenjena
Fototeny  2 zenjena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenireny [1.1]
Tovy hevitra  8 mizenjena

Teny iditra (2/2) 9  manjenjena
Fototeny  10 jenjina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjenjina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22