| Teny iditra | 1 mizezika |
| Fototeny | 2 zezika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
9 Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire)
[1.3#872] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|