|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mi~
Sokajin-teny  2  tovona
Fanazavàna teny malagasy  3  Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)' na mt, s, (mihazakazaka, mivezlvezy). Ñ Betsaka amin' ny mt mitovona mino mifamaly amin' ny mt, mitovona man: Mipetraka, mametraka Ñ mive. rina, mamerina; farany, ny tovona midia mbola azo amoronana matoanteny: a) milaza fitondrana akanjo eny amin' ny tena: mipataloa, misatroka,.,; b) milaza fananana endrika, maso, loha,,. toy izao na toy izâtsy: mitarehim-bazaha, mimasom-borondolo, micolomaso,,.; d) milaza fizarana zavatra, raha mitovona amin' ny teny milaza isa: mitelo, miMiabily (abily) mt, s, (miabilia): 1) Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak' olo.mihaja io tanao ka dia miabily toy izao? / Mifanahin' adala, mifanahimbiby, lany henatra, / Mamo. tl-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1]
4  Miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena [1.1]

Teny iditra (2/2)5  mi
Sokajin-teny  6  anarana (eva)
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  8  Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin' ireo ambaratongam-peo amin' ny gama na gamatra [1.1]
Sary 
9 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26