Teny iditra mody marenina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandre nefa manao toy ny tsy mandre [1.1]
Singan-teny mody ; marenina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05