| Teny iditra | 1 monamona |
| Fototeny | 2 mona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal
[1.3] |
| Ohatra |
7 I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy.
[2.470#7]
|
| Tovy hevitra | 8 mona, monamonany |
| Fivaditsoratra | 9 mamonona, mamonòna, monamona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|