| Teny iditra | 1 monomonona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Feo tahaka ny an' ampela ampandihizina na ny fangaraka manidina mitory alahelo na hasosorana tsy tafavoaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 muttering, grumbling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 comme samonina
[1.3#445] 10 plaintes sourdes, murmures [1.8] |
| Voambolana | 11 Feo |
| Tovy hevitra | 12 samonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|