Teny iditra moraina (mora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny
Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy [1.1]
 Tsy sarotiny, malemy fanahy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement [1.13]
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20