Teny iditra morainy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo moraina [1.1]
Ohatra 
1Tsy misy olona morainy tahaka azy [1.1]
2Izay mora milefitra izay ny filôzôfian' ny Malagasy: morainy amin-javatra ary morainy amin' olona, na dia hampandeferina kely aza ny marina sy ny rariny. [2.296]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14