|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  motaka
Fototeny  2  fotaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Malemy, mohaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui est en marmelade, trop cuit, trop mûr, pourri; se dit des mets, des fruits, des légumes [1.3#446]
6  en parlant des fruits surtout : trop mûrs, blets, aussi, trop cuits, réduits en marmelade. [1.196]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  motaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  the white foam on the mouth in eating, especially of calves [1.2#444]

Fivaditsoratra  15  akatom, akotam, atakom, atokam, makôta, motaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07