Teny iditra mpampahory (ory)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hita indraindray aza, amin' ny tarehin-javatra iray voatondro, no mivadika ny rasa, ka ilay mpampijaly no mandray ny toeran' ilay nampijalina izay mba tonga mpampahory indray: [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : mpampahory, mpampahoriko, mpampahorinao, mpampahoriny, mpampahorintsika, mpampahorinay, mpampahorinareo, mpampahorin', mpampahorin-, mpampahorim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31