Teny iditra | 1 mpanao afera |
Singan-teny | 2 mpanao, afera |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] affairiste, combinard |
Ohatra |
5 dia homena teknisiana tsy manao politika, noho ny fahaizany fa tsy noho izy avy amin’ny fianakaviana na ny foko izatsy na izaroa, na noho izy mpanao afera? [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |