Teny iditra | mpanao kiraro | |
Singan-teny | mpanao ; kiraro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpiasa manao kiraro na manamboatra ny kiraro simba [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A shoemaker [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cordonnier [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |