Teny iditra mpanaratsy (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui dénigre, le calomniateur [1.3]
Ohatra 
1Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo. [2.508]
2Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14