|
|
|
|

Teny iditra1  mpanazary
Fototeny  2  hazary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  celui qui ensorcelle [1.3]
Ohatra  6  Rona, zafin-dRavazimbabe no mpanazary voalohany. [2.508]
7  Ny anankiray farany, mpanazary nalaza, hono, io, no sahy ady. [2.472]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mpanazary io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20