| Teny iditra (1/2) | 1 hazary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 [Antambahoaka+Antesaka] ody, fanafody
[1.78] 11 [Antemoro+Tanosy] fanafody [1.1] 12 ody famosaviana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 [Antesaka] amulettes, remèdes
[1.82] 15 (dans toute l'île). Substantif et racine verbale (probablement de l'arabe hasara : conjonction du sort, destin, prédiction). Nom donné en général aux sortilèges et pratiques magiques [1.196] |
| Ohatra |
16 Marangitra no natao anaran' ny riana rehetra fampandroana hazary fahiny.
[2.245#103]
|
| Voambolana | 17 Fahasalamana 18 Finoana |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe hazary |
| Teny iditra (2/2) | 20 hazary |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Sihanaka] hasina, fahitana, faminaniana
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|