|
|
|
|

Teny iditra 1  mpandafo
Fototeny  2 lafo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Ohatra  5  Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298#112]
6  Nentanin-kasosorana tamin' ny mpandafo vilany I Sarila, indray taona, ka tsy navelany hiaraka tamin' ny tompony ny entam-barotra. [2.470#37]

Fivaditsoratra  7 fampando, mpandafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20