|
|
|
|

Teny iditra1  mpandafo
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.298] Izao no lazaiko anareo mpandafo hena.
4  [2.470] Nentanin-kasosorana tamin' ny mpandafo vilany I Sarila, indray taona, ka tsy navelany hiaraka tamin' ny tompony ny entam-barotra.
Fototeny  5  lafo
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Fivaditsoratra  7  fampando, mpandafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21