Teny iditra | mpanefy (tefy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpanefy io | ||||
Fivaditsoratra | fempina, mpanefy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |