|
|
|
|

Teny iditra 1  mpankasitraka
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Ohatra  5  Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. [2.298#74]
6  Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". [2.472#110]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21