|
|
|
|

Teny iditra 1  mpanoratra
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 writer [1.17]
Fanazavàna teny frantsay  7 écrivain, dessinateur [1.3]
Ohatra  8  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48#1075]
9  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471#72]
Tsanganana sy sary iray takila  10  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20