Teny iditra | mpianakavibe (anaka, avy, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1] | |
Ohatra | Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |