|
|
|
|

Teny iditra1  mpianatra
Fototeny  2  anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a pupil, a student
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] étudiant, élève
7  [1.3] disciple, imitateur
Ohatra  8  Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332#]
9  Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#]
Voambolana  10  Fianarana
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mpianatra io
Lahatsoratra  14  Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15  mañapatry, manapitra, mpanaitra, mpianatra, mpiatrana, naampatry, niampatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05