Teny iditra | 1 mpiantsa |
Fototeny | 2 antsa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara, Tanosy]
mpihira 5 [1.1] ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] royal singers. |
Fivaditsoratra | 7 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |