Teny iditra | mpiasam-panjakana (asa, zaka) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A government functionary [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fonctionnaire [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |