Teny iditra mpifampiziva (ziva)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Angamba fanaratsiana sy hoso-potaka atao amin' ny olon-dresy ny resaka manaratsy ny Vazimba, na sangy mahery nifanaovan' ny mpifampiziva [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20