Teny iditra (1/2) | 1 ziva |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] |
Ohatra |
6 Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228] |
Teny iditra (2/2) | 7 ziva |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
10 kirihitr' ala [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08 |