|
|
|
|

Teny iditra1  mpifehy
Fototeny  2  fehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a governor, an overseer
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#160] chef, commandant, gouverneur, intendant, surveillant, celui qui lie
6  [2.415#666] celui qui attache
Ohatra  7  Ny isan-toby dia nanana ny mpifehy azy avy. [2.472#172]
8  Talohan' izany dia samy nanana mpifehy ny isam-bohitra. [2.113#25]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mpifehy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11