Teny iditra mpikarama (karama)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona ampanaovina asa ka mahazo vola amin' izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Travailleur, ouvrier, salarié [1.5]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08