Teny iditra | mpikarama an' ady | |
Singan-teny | mpikarama ; ady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mikarama ho miaramilan' ny tany hafa fa tsy an' ny tanindrazany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mercenaire [1.66] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |